|
|
|
|

Entry1  manao hitsin-dalana
Elementary words  2  manao, hitsin-dalana
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Tsy manaraka ny tena lalana fa manavatsava sy manitsy amin' izay akaiky
entina milaza koa ny ankizy tsy mahalala fomba izay mandeha manitsy avy hatrany na misy olona na tsia eo anoloany

Updated on 2024/12/07